Nidina tetY Morarano isika.Ireo trano fotsy dia akanin-jaza sy fiangonana advantista.
Mitazana an'i Morarano avy eto amin'ny EPP.
Arrêt alohan'ny EPP.306 ny anaran'ilay fivarotana io.
Mitazana an'i Morarano avy eto amin'i Madrigal.